Portrait Elysé
Taona ray taorian’io dia nahazo ny mari-pahaizana momba ny fitantanana aho. Mahakasika indrindra ny fandoavana ny karaman’ny mpiasa sy ny fandaminana ny « visa de courtoisie » an’ireo mpilatsaka antsirapo sy ireo mpanao « services civiques » ny asako (…)
Tatitra ny andiany faharoa amin’ny hetsika « sport pour tous » izay karakarain’ny tambazotra OSCAPE !
Faran’ny septambra teo no nanatanterahana ny andiany faharoa amin’ny hetsika « sport pour tous » izay karakarain’ny vondrona OSCAPE eto Antsirabe. Nandritry ny telo andro no nadraisana ireo ankizi’ny fikambanana mpikambana ao amin’ny vondrona ary anisan’izany ny...
Portrait Arsène
Ra tsikiky lava no ahafantarana an’i Arsène. Iray amin’ireo mpanabe ao amin’ny Fandaharanasa momba ny Fiarovana ny Ankizy Miaina eny amin’ny Lalana (PPER) izy hatramin’ny taona 2017.
Asa ifanomezan-tanana 2018 : Mpiofana injeniera frantsay manohana ny asa fanitarana ny CHT
Ho an’ity faha folotaonan’ny nametrahana ny asa fanorenana ifanomezan-tanana ity dia injeniera frantsay fito no niara-nisalahy nandritra ny telo volana (…)
LAURA, MPILATSAKA ANTSITRA-PO 2.0
Tonga teto ny volana febroary 2018 i Laura, nanapa-kevitra ny hampiasa ny traikefa azony momba ny serasera izy mba entiny hanampiany ny fikambanana Grandir à Antsirabe mandritra ny taona iray (…)
Asa fanorenana ifanomezan-tanana : Fanitarana ny trano fandraisana
Ary raha ankalazaintsika ny faha folotaonan’ny asa fanorenana ifanomezan-tanana izay tetik’asa voizin’ny fikambanana Grandir à Antsirabe ?
Andiany faharoa amin’ny « forum des associations » karakarain’ny OSCAPE
Roa andro ho an’ny fanentanana sy fifampizarana Ny 28 sy ny 29 jona lasa teo no nanatanterahana ny andiany faharoa tamin’ilay hetsika « forum des associations » karakarain’ny tambazotra OSCAPE. Roa andro nanomezana tombony ho an’ny fifanakalozana sy fifampizarana ary...
…lasa izao
…Nihazo ny lalana mankany amin’ny toeram-piompiana Tombontsoa izy ireo. I Njaka izay mpiofana tao amin’ny ekipan’ny PPER, niaraka tamin’ireo mpilatsaka antsitra-po julie sy i Marion ary koa ny mpanabe Arsène no niara-nisalahy nanomana ny tontolo andro tany amin’ny toeram-piompiana (…)
Fandraisan’ireo ankizin’ny fikambanana tamin’ny hetsika « Danse pour la paix »
avokoa Ny asabotsy 10 martsa lasa teo, ny Alliance française teto Antsirabe dia noentanin’ny mozika sy ny dihy ! Nanomboka tamin’ny 3 ora tolakandro katramin’ny 6 ora, dihy no nandravaka ny sehatry ny Alliance, mpandihy izay avy eto Antsirabe (…)
Teboka famantarana #6
Eny amin’ny lalana, ny fotoana hatoriana sy hisakafoanana dia tsy voafaritra intsony ,matory na misakafo rehefa afaka manao izany, noho izany :
– Ny fotoana hatoriana dia miova arakaraky ny filaminana eny amin’ny fiainan’ny lalana
– Ny fotoana hisakafoanana dia miovaova, miankina amin’ny fahitana sakafo (…)
Ny fanomanana ny nahandron’ny mpikambana
Isaky ny atoandro dia miara-misakafo eo amin’ny tokontanin’ny fikambanana ireo ekipan’ny Grandir à Antsirabe sy ny Rencontre Avec Dago, miara-mankafy ny sakafo matsiro nokarakarain’i Claudine sy i Josiane tam-pitiavana. Ndao hojerena (…)
Sary : Ny sekoly EPP Ivory talohan’ny fanamboarana sy rehefa vita
Ity tetik’asa fanamboara ity dia niarahana tamin’ny fikambanana SAKAFO. Io fikambanana io dia miara-miasa amin’ny fikambanana Grandir Ailleurs / Grandir à Antsirabe (…)
Tatitra traik’efa : Margot, efa-bolana niofanana manokana ho mpanabe teto Madagasikara
Tatitra traik’efa : Margot, efa-bolana niofanana manokana ho mpanabe teto Madagasikara “Tsy kisendrasendra ny fihaonana amin’ny olona. Misy antony matoa izy ireny voalahatra hifanena eo amin’ny lalam-piainana .” 21 taona i Margot, mpianatra avy...
Teboka famantarana #5
IREO ANKIZIN’NY LALANA (LES ENFANTS DE A RUE) Araka ny traikefan’ny Samu Social International, izay niasa nanomboka tamin’ny taona 1998 Ary koa araka ny fampiofanana teo anivon’ny fikambanana Grandir à Antsirabe, natao tamin’ny taona 2016 niarahana tamin’i...
Noelin’ny Ankizin’ny lalana ao amin’ny CHT
Noelin’ny Ankizin’ny lalana ao amin’ny CHT → Ny alarobia 20 desambre 2017 Ny fikambanana eto an-toerana dia nankalaza ny fetin’ny noely ny alarobia 20 desambra 2017. Nihazo ny lalana mankany Andraikiba, kilometatra vitsivitsy miala an’Antsirabe ; fotoana...
Teboka famantarana #4 : Lalana, tontolon’ny herisetra
IREO ANKIZIN’NY LALANA (LES ENFANTS DE A RUE) Araka ny traikefan’ny Samu Social International, izay niasa nanomboka tamin’ny taona 1998 Ary koa araka ny fampiofanana teo anivon’ny fikambanana Grandir à Antsirabe, natao tamin’ny taona 2016 niarahana tamin’i...
Teboka famatarana #3
Rehefa tonga eny amin’ny lalana ny ankizy iray dia mametraka paik’ady hivelomany
Teboka Famantarana #2 : Fa maninona izy ireo no eny amin’ny lalana ?
Ireozava-nitranga nanimba saina ka tsy zaka no mahatonga ny ankizy mitsoaka ny fianakaviany. Mahatsapa izy fa ny fandehanany no manavotra azy (…)
Araho an-tsary ny fananganana ny trano fampiantranoana vonjimaikan’ny fikambanana
Araho an-tsary ny fananganana ny trano fampiantranoana vonjimaikan’ny fikambanana → Asa fampandrosoana ifotony - Asa ifanomezan-tanana 2017 Nanomboka tamin’ny taona 2008, isan-taona, ny fikambanana Grandir à Antsirabe dia mametraka asa fanorenana...
Teboka Famantarana #1 : Iza moa izy ireo ?
Mizara ho sokajy 3 ny ankizin’ny lalana izay ahitana olana samihafa :
1 – Ankizin’ny lalana : miasa na mangataka eny amin’ny lalana mandritry ny tontolo andro. Eny no matory (…)