Ireo mpilatsaka antsitra-po mihetsika eto Madagasikara
Ho azy ireo, ny fandraisan’andraikitry ny fikambanana amin’ny fiarovana ny ankizy eny amin’ny lalana dia ahafahany mahazo traik’efa lehibe
Mpiofana ho injeniera manome tanana amin’ny fananganana ny CHT
Mpiofana ho injeniera manome tanana amin’ny fananganana ny CHT → Asa ifanomezan-tanana 2017 Voir l'article en Français sur le site de notre partenaire Grandir Ailleurs Tamin’ity taom-pialan-tsasatra ity dia misy mpianatra sivy izay avy amin’ny taona voalohany sy...Hetsika fanentanana momba ireo ankizy miaina eny amin’ny lalana
Isaky ny fivahinianana Grandir Aventure eto Madagasikara dia misy tapak’andro natokana ho amin’ny fanentanana ireo tanora momba ireo ankizin’ny lalana (…)
Fandaharan’asan’ny Trano fampiantranoana vonjimaika (CHT)
Isan’andro, ny Alatsinainy ka hatramin’ny Sabotsy, ny trano fampiantranoana vonjimaika na ny CHT dia nametraka fandaharan’asa izay sady fampianarana no (…)