…lasa izao
…Nihazo ny lalana mankany amin’ny toeram-piompiana Tombontsoa izy ireo. I Njaka izay mpiofana tao amin’ny ekipan’ny PPER, niaraka tamin’ireo mpilatsaka antsitra-po julie sy i Marion ary koa ny mpanabe Arsène no niara-nisalahy nanomana ny tontolo andro tany amin’ny toeram-piompiana (…)
Alakamisy 22 martsa 2018 : fitokanana ny trano fandraisana vonjimaikan’ny fikambanana Grandir à Antsirabe
Alakamisy 22 martsa 2018 : fitokanana ny trano fandraisana vonjimaikan’ny fikambanana Grandir à Antsirabe Voir l'article en Français sur le site de notre partenaire Grandir Ailleurs Fotoana mipetraka ho tantara Mipetraka ho tantara mipetraka sy dingana lehibe ho...Fandraisan’ireo ankizin’ny fikambanana tamin’ny hetsika « Danse pour la paix »
avokoa Ny asabotsy 10 martsa lasa teo, ny Alliance française teto Antsirabe dia noentanin’ny mozika sy ny dihy ! Nanomboka tamin’ny 3 ora tolakandro katramin’ny 6 ora, dihy no nandravaka ny sehatry ny Alliance, mpandihy izay avy eto Antsirabe (…)
Teboka famantarana #6
Eny amin’ny lalana, ny fotoana hatoriana sy hisakafoanana dia tsy voafaritra intsony ,matory na misakafo rehefa afaka manao izany, noho izany :
– Ny fotoana hatoriana dia miova arakaraky ny filaminana eny amin’ny fiainan’ny lalana
– Ny fotoana hisakafoanana dia miovaova, miankina amin’ny fahitana sakafo (…)